|
|
|
|

Teny iditra1  rano maria
Singan-teny  2  rano, maria
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy [1.1]
5  rano mafy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  Water flowing swiftly [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  rapide [1.13]
Ohatra  8  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Tovy hevitra  9  rano mandeha

Fivaditsoratra  10  Mariarano, rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01